Entry | 1 hany ka |
Elementary words | 2 hany, ka |
Part of speech | 3 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny mpampitohy mampifampiankina, milaza vokatry ny toe-javatra voalaza eo aloha |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] and so |
Explanations in French |
6 [1.3#48][any ka] tellement, de sorte que, de façon que 7 [1.8] donc, c'est pourquoi 8 [1.27#21] tellement, de sorte que 9 [1.66#730] au point que, à tel point que |
Examples |
10 hany ka te-hihaona aminao aho [2.643#95] 11 Tsy nisy rivotra firy tao an-trano hany ka narary ny andohako [1.1] 12 Rarana tsy zaka, hany ka maty ([He] could not be advised, and so he is dead) [1.2] 13 Sarotra ho an'ny tantsaha ny fivelomana amin'ny tany, hany ka mampandositra azy [2.606#62] 14 Voasintoko io lamba io ary nanaraka ny vazy teo amboniny, hany ka nianjera ary vaky! [2.332#53] |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |